Daniela 3:5 MG1865

5 Rehefa mandre ny fanenon'ny anjomara sy ny sobaba sy ny lokanga sy ny samboka sy ny valiha sy ny symponia ary ny zava-maneno isan-karazany ianareo, dia miankohofa, ka mivavaha amin'ny sariolona volamena izay efa natsangan'i Nebokadnezara mpanjaka,

Vakio ny toko manontolo Daniela 3

Jereo Daniela 3:5 amin'ny teny manodidina.