Daniela 4:24 MG1865

24 Koa aoka hankasitrahanao ny anatro, ry mpanjaka, ka dia ny fahamarinana no ento mampitsahatra ny fahotanao,ary ny fiantrana ny mahantra no ento mampitsahatra ny helokao, fandrao mba hampaharetina ahay ny fiadananao.

Vakio ny toko manontolo Daniela 4

Jereo Daniela 4:24 amin'ny teny manodidina.