Daniela 4:6 MG1865

6 Ry Beltesazara, lehiben'ny ombiasy, fantatro fa misy fanahin'ireo andriamanitra masina ao anatinao, ary tsy misy zava-miafina manahirana anao, koa ambarao ahy ny fahitana izay hitako tamin'ny nofy mbamin'ny heviny.

Vakio ny toko manontolo Daniela 4

Jereo Daniela 4:6 amin'ny teny manodidina.