Daniela 5:13 MG1865

13 Dia nampidirina teo anatrehan'ny mpanjaka Daniela. Ary ny mpanjaka niteny ka nanao tamin'i Daniela hoe: Hianao mantsy no Daniela, ilay isan'ny babo avy amin'ny taranak'i Joda, izay nentin'ny mpanjaka raiko avy tany Joda.

Vakio ny toko manontolo Daniela 5

Jereo Daniela 5:13 amin'ny teny manodidina.