Daniela 5:18 MG1865

18 Ny aminao, ry mpanjaka ô, Andriamanitra Avo Indrindra efa nanome fanjakana sy fahalehibiazana sy voninahitra ary laza an'i Nebokadnezara rainao;

Vakio ny toko manontolo Daniela 5

Jereo Daniela 5:18 amin'ny teny manodidina.