Daniela 6:17 MG1865

17 Dia nandidy ny mpanjaka; ary nentina Daniela ka natsipy tao an-davaky ny liona. Dia niteny ny mpanjaka ka nanao tamin'i Daniela hoe: Andriamanitrao Izay tompoinao mandrakariva anie hamonjy anao.

Vakio ny toko manontolo Daniela 6

Jereo Daniela 6:17 amin'ny teny manodidina.