Daniela 6:23 MG1865

23 Andriamanitro efa naniraka ny anjeliny ka nanakombona ny vavan'ny liona tsy handratra ahy, satria fahamarinana no hitany tamiko; ary teo anatrehanao koa, ry mpanjaka ô, tsy nanao ratsy aho.

Vakio ny toko manontolo Daniela 6

Jereo Daniela 6:23 amin'ny teny manodidina.