Daniela 6:27 MG1865

27 Manao lalàna aho mba hangovitan'ny olona sy hatahorany eo anatrehan'Andriamanitr'i Daniela eran'ny fanjakako rehetra; fa Izy no Andriamanitra velona sady maharitra mandrakizay; ny fanjakany haharitra hatramin'ny farany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 6

Jereo Daniela 6:27 amin'ny teny manodidina.