Daniela 6:4 MG1865

4 Izany Daniela izany dia nihoatra noho ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka namany, fa nanam-panahy hendry izy; ary ny mpanjaka nikasa hanandratra azy ho lehibe amin'ny fanjakana rehetra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 6

Jereo Daniela 6:4 amin'ny teny manodidina.