1 Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Belsazara, mpanjakan'i Babylona, dia nanonofy Daniela sady nahita fahitana tao am-pandriany, ary nosoratany ny nofy, ka nambarany ny fotopototry ny teny.
Vakio ny toko manontolo Daniela 7
Jereo Daniela 7:1 amin'ny teny manodidina.