Daniela 7:13 MG1865

13 Ary mbola nahita tamin'ny fahitana tamin'ny alina ihany aho, ary, indro, nisy toy ny zanak'olona avy tamin'ny rahon'ny lanitra, ary nankeo amin'ny Fahagola Izy, dia nampanakekeny teo anatrehany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:13 amin'ny teny manodidina.