Daniela 7:16 MG1865

16 Dia nanakaiky ilay anankiray tamin'izay nitsangana teo aho ka nanontany azy ny fototr'izany rehetra izany. Dia nambarany tamiko, ka nampahafantariny ahy ny hevitry ny zavatra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:16 amin'ny teny manodidina.