Daniela 7:19 MG1865

19 Dia naniry hahalala izay fototra marina ny amin'ny fahefatra aho, dia ilay biby hafa noho izy rehetra sady mahatsiravina indrindra izay nanana nify vy sy hoho varahina sady nihinana sy nanotahota, ary ny sisa tsy laniny dia nohosihosen'ny tongony;

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:19 amin'ny teny manodidina.