Daniela 7:28 MG1865

28 Hatramin'izao no faran'izany zavatra izany. Ny amiko, izaho Daniela, dia naharaiki-tahotra ahy indrindra ny eritreritro, ka nivaloarika ny tarehiko, nefa notehiriziko tao am-poko ihany izany zavatra izany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 7

Jereo Daniela 7:28 amin'ny teny manodidina.