Daniela 8:13 MG1865

13 Dia nandre ny masina anankiray niteny aho, ary nisy masina iray koa nanao tamin'ilay niteny hoe: Mandra-pahoviana ny fahitana mandrakariva sy ny fahotana mahatonga fandravana mba hanolorana ny fitoerana masina sy ireo maro be ho fanitsaka?

Vakio ny toko manontolo Daniela 8

Jereo Daniela 8:13 amin'ny teny manodidina.