Daniela 9:15 MG1865

15 Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin'izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao ratsy izahay.

Vakio ny toko manontolo Daniela 9

Jereo Daniela 9:15 amin'ny teny manodidina.