Daniela 9:2 MG1865

2 tamin'ny taona voalodany nanjakany, izaho Daniela nahalala tamin'ny boky ny isan'ny taona nampahafantarin'ny tenin'i Jehovah an'i Jeremia mpaminany, izay hahataperan'ny fito-polo taona amin'ny hahafoanan'i Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Daniela 9

Jereo Daniela 9:2 amin'ny teny manodidina.