Daniela 9:4 MG1865

4 Ary nivavaka tamin'i Jehovah Andriamanitro aho ka nitsotra hoe: Indrisy! Tompo ô, Andriamanitra lehibe sy mahatahotra, mitandrina ny fanekena sy ny famindram-po ho amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny,

Vakio ny toko manontolo Daniela 9

Jereo Daniela 9:4 amin'ny teny manodidina.