Deotoronomia 1:17 MG1865

17 Aza mizaha tavan'olona amin'ny fitsarana, fa henoy ny kely toy ny lehibe; aza matahotra olona akory, fa an'Andriamanitra ny fitsarana; ary izay sarotra loatra aminareo dia ento etỳ amiko ka hohenoiko.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:17 amin'ny teny manodidina.