27 Dia nimonomonona tao an-dainareo ianareo ka nanao hoe: Halan'i Jehovah isika, no nitondrany antsika nivoaka avy tany Egypta hanolorany antsika eo an-tànan'ny Amorita handringanana antsika.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1
Jereo Deotoronomia 1:27 amin'ny teny manodidina.