Deotoronomia 1:36 MG1865

36 afa-tsy Kaleba, zanak'i Jefone; izy no hahita azy, any izy sy ny zanany no homeko ny tany izay nodiaviny, satria efa tanteraka tamin'ny fanarahana an'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:36 amin'ny teny manodidina.