Deotoronomia 10:17 MG1865

17 Fa Jehovah Andriamanitrareo no Andriamanitra Avo Indrindra sy Tompon'ny tompo, Andriamanitra lehibe sy mahery ary mahatahotra, Izay tsy mizaha tavan'olona, na mandray kolikoly;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:17 amin'ny teny manodidina.