Deotoronomia 10:9 MG1865

9 Izany no tsy ananan'ny Levita anjara na lova eo amin'ny rahalahiny; Jehovah no lovany, araka izay nolazain'i Jehovah Andriamanitrao taminy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:9 amin'ny teny manodidina.