Deotoronomia 11:1 MG1865

1 Ary tiava an'i Jehovah Andriamanitrao, ka tandremo mandrakariva Izay asainy hotandremana, dia ny lalàny sy ny fitsipiny ary ny didiny.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:1 amin'ny teny manodidina.