Deotoronomia 11:13 MG1865

13 Ary raha hihaino tsara ny didiko izay andidiako anareo anio ianareo ka ho tia an'i Jehovah Andriamanitrareo sy hanompo Azy amin'ny fonareo rehetra sy ny fanahinareo rehetra,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:13 amin'ny teny manodidina.