Deotoronomia 11:6 MG1865

6 ary izay nataony tamin'i Datana sy Abìrama, zanak'i Eliaba, zanak'i Robena, teo amin'ny Isiraely rehetra, dia izay nisokafan'ny tany sy nitelemany azy mbamin'ny ankohonany sy ny lainy ary ny zava-manan'aina izay nomba azy;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:6 amin'ny teny manodidina.