Deotoronomia 11:9 MG1865

9 ary, mba ho maro andro ianareo amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanareo homena azy sy ny taranany, dia tany izay tondra-dronono sy tantely.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:9 amin'ny teny manodidina.