Deotoronomia 12:11 MG1865

11 dia eo amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrareo hampitoerany ny anarany no hitondranareo izay rehetra andidiako anareo, dia ny fanatitra doranareo sy ny fanatitrareo hafa alatsa-drà sy ny fahafolon-karenareo sy ny fanatitra asandratry ny tananareo, ary izay zavatra tsara ataonareo voady amin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:11 amin'ny teny manodidina.