Deotoronomia 12:15 MG1865

15 Kanefa mahazo mamono zavatra sy mihinan-kena ianao, araka izay rehetra irinao eny amin'ny tanànanao rehetra, araka ny fitahian'i Jehovah Andriamanitrao izay omeny anao; na ny maloto, na ny madio dia samy mahazo mihinana azy ihany, tahaka ny ahazoany mihinana ny gazela sy ny diera.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:15 amin'ny teny manodidina.