Deotoronomia 12:17 MG1865

17 Tsy azonao hanina ao an-tanànanao, na ny ampahafolon'ny varinao sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao, na ny voalohan-teraky ny ombinao sy ny ondry aman'osinao, na ny zavatra rehetra hataonao voady, na ny fanati-tsitraponao, na ny fanatitra asandratry ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:17 amin'ny teny manodidina.