20 Raha hitarin'i Jehovah Andriamanitrao ny fari-taninao, araka izay nolazainy taminao, ka hoy ianao: Hihinan-kena aho, satria maniry hihinan-kena ny fanahinao, dia mahazo mihinan-kena araka izay rehetra irin'ny fanahinao ianao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12
Jereo Deotoronomia 12:20 amin'ny teny manodidina.