Deotoronomia 12:30 MG1865

30 dia mitandrema, fandrao voafandrika hanaraka ny fanaony ianao, rehefa voaringana eo anoloanao izy; ary andrao mamotopototra ny amin'ny andriamaniny ianao ka manao hoe: Nanao ahoana no nanompoan'ireny firenena ireny ny andriamaniny? fa izaho koa mba hanao toy izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:30 amin'ny teny manodidina.