5 Fa ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrareo amin'ny firenenareo rehetra hasiany ny anarany sy honenany no hohatoninareo sy halehanareo.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12
Jereo Deotoronomia 12:5 amin'ny teny manodidina.