Deotoronomia 12:7 MG1865

7 ary any no hihinananareo sy ny ankohonanareo eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo ary hifalianareo amin'izay rehetra harin'ny tananareo, izay efa nitahian'i Jehovah Andriamanitrao anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:7 amin'ny teny manodidina.