16 dia asio ny lelan-tsabatra mihitsy ny mponina amin'izany tanàna izany, ka levony ny tanàna sy izay rehetra eo aminy, ary ny biby fiompy dia aringano amin'ny lelan-tsabatra.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 13
Jereo Deotoronomia 13:16 amin'ny teny manodidina.