Deotoronomia 13:5 MG1865

5 Manaraha an'i Jehovah Andriamanitrareo, ka aoka Izy no hatahoranareo, ary ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo, ary aoka Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 13

Jereo Deotoronomia 13:5 amin'ny teny manodidina.