Deotoronomia 13:7 MG1865

7 Raha mitaona anao mangingina ny rahalahinao, zanaky ny reninao, na ny zanakaolahy, na ny zanakao-vavy, na ny vady andefimandrinao na ny sakaizanao izay toy ny ainao, ka manao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa (izay tsy fantatrao, na ny razanao),

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 13

Jereo Deotoronomia 13:7 amin'ny teny manodidina.