Deotoronomia 14:22 MG1865

22 Aloavy tsara ny ampahafolon'ny vokatra rehetra avy amin'ny voa nafafinao, dia ny vokatra any an-tsaha isan-taona;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 14

Jereo Deotoronomia 14:22 amin'ny teny manodidina.