Deotoronomia 14:26 MG1865

26 ary ny vola dia amidio izay rehetra tian'ny fanahinao, na omby, na ondry, na osy, na divay, na toaka, na izay zavatra hafa tian'ny fanahinao; ary aoka ho eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao no hihinananao izany sy hifalianao mbamin'ny ankohonanao;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 14

Jereo Deotoronomia 14:26 amin'ny teny manodidina.