Deotoronomia 14:7 MG1865

7 Nefa amin'izay mandinika na mivaky kitro dia izao ihany kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva sy ny rà bitro ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, fa tsy mivaky kitro; maloto aminareo izy;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 14

Jereo Deotoronomia 14:7 amin'ny teny manodidina.