14 fa hisy hampitondrainao azy avy amin'ny ondry aman'osinao ary avy amin'ny famoloanao sy ny famiazanao: araka izay efa nitahian'i Jehovah Andriamanitrao anao no hanomezanao azy.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15
Jereo Deotoronomia 15:14 amin'ny teny manodidina.