Deotoronomia 15:18 MG1865

18 Aza ataonao ho sarotra ny hamotsotra azy ho afaka, fa indroa toraka ny karaman'ny mpikarama no azonao tamin'ny nanompoany anao enin-taona; dia hitahy anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra ataonao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15

Jereo Deotoronomia 15:18 amin'ny teny manodidina.