Deotoronomia 15:2 MG1865

2 Ary izao no ho fomban'ny fanafahana: Ny tompon-trosa rehetra izay nampanàna vola tamin'ny namany dia hamoy izany; tsy hanery ny namany izay rahalahiny handoa izy, satria efa voantso ny fanafahan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 15

Jereo Deotoronomia 15:2 amin'ny teny manodidina.