Deotoronomia 16:1 MG1865

1 Tandremo ny volana Abiba, ka ataovy ny Paskan'i Jehovah Andriamanitrao fa tamin'ny volana Abiba no nitondran'i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany Egypta tamin'ny alina.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:1 amin'ny teny manodidina.