10 Ary mitandrema andro firavoravoana manarakaraka ireo herinandro ho an'i Jehovah Andriamanitrao, ka manatera fanati-tsitrapo, izay homenao araka izay itahian'i Jehovah Andriamanitrao anao;
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16
Jereo Deotoronomia 16:10 amin'ny teny manodidina.