Deotoronomia 16:14 MG1865

14 Ary mifalia amin'ny andro firavoravoanao ianao sy ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy sy ny ankizilahinao sy ny ankizivavinao ary ny Levita mbamin'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 16

Jereo Deotoronomia 16:14 amin'ny teny manodidina.