12 Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany, ary izany fahavetavetana izany no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao.
Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18
Jereo Deotoronomia 18:12 amin'ny teny manodidina.