Deotoronomia 18:14 MG1865

14 Fa ireo firenena izay efa horoahinao ireo dia mihaino ny mpanandro sy ny mpanao fankatovana; fa ianao kosa tsy navelan'i Jehovah Andriamanitrao hanao izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:14 amin'ny teny manodidina.