Deotoronomia 18:16 MG1865

16 araka izay rehetra nangatahinao tamin'i Jehovah Andriamanitrao tao Horeba tamin'ny andro nivoriana hoe: Aoka tsy hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitro intsony aho, ary aoka tsy hahita izany afo lehibe izany intsony aho, fandrao maty.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:16 amin'ny teny manodidina.