Deotoronomia 18:19 MG1865

19 Ary izay rehetra tsy mihaino ny teniko, izay holazainy amin'ny anarako, dia Izaho no hitsara azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:19 amin'ny teny manodidina.